boozih

Ato daholo zay tia blabla oh!!!!!!!!!!!!!!!!!

Categorie: Mampiomehy

ahahahaha 1

Very teny ambony helikoptera Nisy lehilahy iray nitaingina helikoptera ary nisidina teo ambonin-na tanin-katsaka midadasika ary nahatsiaro very izy dia nitady olona hanontaniana. Nahita rangahy iray izy teny an-tanety ary nanontany: - Hono aho rangahy tena very aho fa mba azonao lazaina...

Hihihihihih!!!!!!!!!!!!!!!

Resa-behivavy Nanao fanadihadiana mikasika ny fiainan’ny vehivavy ity mpikaroka iray ka nony vitany ny fikarohana nataony dia nanao valan-dresaka ho an’ny mpanao gazety izy… - Vehivavy tahaka ny ahoana, andriamatoa mpikaroka, no tena mahafantatra izay misy ny alehan’ny...

Inona ary izany o!

FANONTANIANA: Misy biby ngeza be,be volovolo be,an'elakela-pe VALINY:SOAVALY FANONTANIANA: misy zavatra lavalava atsofoka ampovoana molotra roa de mamoaka zavatra fotsifotsy.Inona ary zany? VALINY: Borosy nify FANONTANIANA: Misy tomobilina maintimainty iray, niditra ny tunnel; Nivoaka avy...

ahahaha!!!

Tia mihomehy ny tenanay ka manolotra ho anao reto zavatra kely ireto! - Comment faire rentrer 4 éléphants dans une 2 CV ? 2 à l'avant 2 à l'arrière. - Et quel est celui qui se met au volant ? Celui qui a le permis. - A quoi voit-on qu'il y a 4...
 
Accessible and Valid XHTML 1.0 Strict and CSS
Powered by LifeType - Design by BalearWeb