Categorie: Ankapobeny
Kilalao mahafinaritra! Mitaiza atsika! Mampahalala bebe kokoa ny tena fizotran'ny fiompiana! Jereo ity rohy ity d ho hitanao! http://www.myefarm.com/p/602014
Teny anisan'ny tsara indrindra ireo teny roa ireo! Ho an'ny tsirairay, dia matetika sarotra atsika no miteny an'izy io mivantana! Ireto ary misy fomba filaza azy amin'ny teny maromaro: AFRIKAANS ek het jou lief / ek is lief vir jou ALBANAIS të dua ALLEMAND ich...
NOHO Noho ireo tsy mahita izay hatokona isan'andro, Mandry fotsy amin'ny alina, tsy mihinana ny antoandro, Noho ireo izay tsy mahazo fanafody raha marary, Ary ireo izay ratsy lamba, rovitra tsizarizary. Noho ilay reny mai-maso, tsy mahalatsaka tomany, Manirina ilay...
Maro amitsika no tia mitsikitsika lava! Zaho manokana aloha, toa tsy misy androny mitsy dfa dia mihomehy foana! Tsy hita rey olona fa dia tsy azo tazonina izy ireny tsindraindray! Mahamenatra ihany tsindraindray fa dia na amin'ny fotoana tsy tokony hiomehezana ary lasa miomehy tsy fidy!...
Nikarokaroka tato anaty trano kala oa za! Nisy ady hecitra kely iray izay nanintona ny masoko! Tsy pour na contre an'ny zavatra tenen'i Salaud za fa mahalasa saina ihany ny zavatra teneniny no sady mahatsikaiky! Ity ary lé izy!! "Mba mahalasa saina kely ihany ry zareo ny fihaingon'...
GOMMAGE : "Conseils d'utilisation - Avec la préparation de votre choix, massez doucement votre visage pendant quelques minutes en effectuant de petits mouvements circulaires. Insistez plus particulièrement sur le front, le nez et le menton. Evitez bien sûr la...
Misy olona mitia anao mangina
Tsy ampoizinao na hoviana na hoviana
Fitia efa nokoboniny hatrin'ny ela
Ka tsy fantatrao velively
Misy olona mahatsiaro anao aty
Izay lasa adalan'ny fitia
Tsy mba fitia nasehoseho
Fa nokolokoloina nanomboka teo!
(Boozih 25 octobre...