boozih

Ato daholo zay tia blabla oh!!!!!!!!!!!!!!!!!

Misy olona...

tuttifruti | 08 Martsa, 2006 09:16

Misy olona mitia anao mangina
Tsy ampoizinao na hoviana na hoviana
Fitia efa nokoboniny hatrin'ny ela
Ka tsy fantatrao velively
Misy olona mahatsiaro anao aty
Izay lasa adalan'ny fitia
Tsy mba fitia nasehoseho
Fa nokolokoloina nanomboka teo!
(Boozih 25 octobre 2000)
 
Accessible and Valid XHTML 1.0 Strict and CSS
Powered by LifeType - Design by BalearWeb