Categorie: Zaho
Maro amitsika no efa nahavita adalana teto amin'ity fiainana mandalo ity! Tsy ny tanora ihany anefa no manao izany, fa na dia ireo efa zokiny be aza dia mbola "misary adala" foana! Ao anatin'izany adalana izany indrindra mantsy no tena ahitana ny fiainana! Zaho akory tsy manentana...
- "Si j'étais un objet, je serais une bague en argent!". Tsy mahataitra an'ny mpisam, nefa eny an-tanan'olona fona! Misy mpikarakara fona! -"Si j'étais une saison, je serais l'été". Tsy misalasala aho milaza izany! Tiako be ny andro mafana! Afaka...
Nanao an'ity blog ity aho, fa mbo te hitantara aminareo ny momba ahy rehetra (eny eh! tsy de hoe izy rehetra manontolo), ny ampahan'ny fiainako, ny zavatra nandalovako.... Euhhh! Za zany dia olona tsotra raha toetra! Fa rehefa tezitra zay za, D homany ré-olona ny "bouclier"...