IZAHO
tuttifruti | 08 Martsa, 2006 09:23
Nanao an'ity blog ity aho, fa mbo te hitantara aminareo ny momba ahy rehetra (eny eh! tsy de hoe izy rehetra manontolo), ny ampahan'ny fiainako, ny zavatra nandalovako.... Euhhh! Za zany dia olona tsotra raha toetra! Fa rehefa tezitra zay za, D homany ré-olona ny "bouclier" anareo fa hitanareo mipoitra eo daholo ny zavatra niaretako talohan'izay nampatezitra ahy izay! Fa... na dia izany aza, aza matahotra fa za olona tsy dia mitana lolom-po be loatra! Ny toetrako manaraka izay ihany koa, dia tsy dia tia sehoseho loatra! tsy dia be teniteny! mangingina eh! Zay angamba no itiavako manoratra! Ary na dia tsy dia be teny ary za d tia mihomehy! Je ris prseque pour un rien!¨Pour des souvenirs débiles, pour des blagues, pour n'importe quoi eh"! Zao ihany koa kay! tia manala olona aho! Tsy manana "intention" ratsy za anefa raha manao an izany fa efa toetrako misty! Tsy mampaninona ahy kosa ny hanalan'ireo olona analako! Zay aloha raha ny momba ny toetrako! Izay hevitrao momba izay zavatra nolazaiko izay mbo hambarambarao!