boozih

Ato daholo zay tia blabla oh!!!!!!!!!!!!!!!!!

Inona ary izany o!

tuttifruti | 08 Martsa, 2006 09:26

FANONTANIANA: Misy biby ngeza be,be volovolo be,an'elakela-pe
VALINY:SOAVALY

FANONTANIANA: misy zavatra lavalava atsofoka ampovoana molotra roa de mamoaka zavatra fotsifotsy.Inona ary zany?
VALINY: Borosy nify

FANONTANIANA: Misy tomobilina maintimainty iray, niditra ny tunnel; Nivoaka avy tao izy nivadika menamena, fa naninona ary?

VALINY: Magie magie

 

FANONTANIANA: Niverina niditra tao amin'ilay tunnel ilay tomobilina menamena, dé nivoka avy tao izy lasa mainty indray fa nahona?

VALINY: Gima gima, nefa

 

 


 

 
Accessible and Valid XHTML 1.0 Strict and CSS
Powered by LifeType - Design by BalearWeb