boozih

Ato daholo zay tia blabla oh!!!!!!!!!!!!!!!!!

Kilalao hafa kely

tuttifruti | 22 Jiona, 2006 05:10

Kilalao mahafinaritra! Mitaiza atsika! Mampahalala bebe kokoa ny tena fizotran'ny fiompiana! Jereo ity rohy ity d ho hitanao!

http://www.myefarm.com/p/602014

Tiako ianao

tuttifruti | 19 Martsa, 2006 04:57

Teny anisan'ny tsara indrindra ireo teny roa ireo! Ho an'ny tsirairay, dia matetika sarotra atsika no miteny an'izy io mivantana!

Ireto ary misy fomba filaza azy amin'ny teny maromaro:

AFRIKAANSek het jou lief / ek is lief vir jou
ALBANAIStë dua
ALLEMANDich liebe Dich
ALSACIENir liàb dir
ANGLAISI love you
ARABEouhibouk / n'bghick (arabe dialectal)
ARMÉNIENyes siroum em kez
ASTURIENquiérote
AZERImen seni sevirem
BAMBARAné bi fè
BAS-ALLEMANDik heef di leev
BAS-SAXONik hou van ju
BASQUEmaite zaitut
BAOULEmi klôa
BENGALIaami tomakey bhalo basi
BERBÈRErigh kem
BIÉLORUSSEКахаю цÑ?бе (kahaju ciabie)
BIRMANnga nin ko chit te
BOBOma kia bé nà
BOSNIAQUEvolim te
BRETONkarout a ran ac'hanout / da garout a ran / me az kar
BULGAREобичам те
CATALANt'estimo
CHEYENNEnéméhotâtse
CHINOISwo ai ni
CORÉENsaranghe
CORSEamu tè / ti tengu caru
CRÉOLE ANTILLAISmwen enmen
CRÉOLE GUADELOUPÉENmwen enméw
CRÉOLE GUYANAISmo contan to
CRÉOLE HAITIENmwen renmen'w / mouin rinmin'w
CRÉOLE MARTINIQUAISmwen inmin'w
CRÉOLE MAURICIENmo content toi
CRÉOLE RÉUNIONNAISmi aime a ou
CROATEvolim te
DANOISjeg elsker dig
DIOULAmi fê
ESPAGNOLte amo / te quiero
ESPÉRANTOmi amas vin
ESTONIENma armastan sind
FÉROÏENeg elski teg
FINNOISminä rakastan sinua
FLAMANDik hou van jou / ik heb je lief
FRANCIQUE LORRAINich lìwe dich
FRANCIQUE RHÉNANich honn dich gäer
FRIOULANo ti vuei ben
FRISONik hâld fan dy
GAÉLIQUE D'ÉCOSSEtha gaol agam ort / tha gaol agam oirbh
GAÉLIQUE D'IRLANDEtá grá agam duit
GALICIENamo-te / ámote / quero-te / quérote
GALLOISrydw i'n dy garu di
GÉORGIENme shen mikvarkhar
GRECs'agapo
GUARANÃ?rojhayhû
GUJARATIhun tane prem karun chhun
HAWAÏENaloha wau ia oi
HÉBREUani ohev otakh (homme > femme)
ani ohevet otkha (femme > homme)
HINDImain tumse pyar karta hoo
HONGROISszeretlek
INDONÉSIENsaya cinta padamu / saya cinta kamu
ISLANDAISég elska þig
ITALIENti amo
JAPONAISaishitemasu / aishiteru (peu utilisé)
anata ga daisuki desu (plus "mignon")
KABYLEhamlagh-kem (homme > femme)
hamlaghk (femme > homme)
KANNADAnaanu ninnanna pritisutteney
KHMERbang srolaïgn ôn (homme > femme)
ôn srolaïgn bang (femme > homme)
KINYARWANDAndagukunda
KURDEez te hez dikim
LANGUEDOCIEN (OCCITAN)t'aimi
LAOkhoi hak tchao lai
LATINte amo
LETTONes tevi mīlu
LIBANAISb'hibik (homme > femme)
b'hibak (femme > homme)
LIGUREmi te amu
LINGALAna lingi yo
LITUANIENaš tave myliu
LUXEMBOURGEOISech hunn dech gär
MACÉDONIENte sakam
MALAISaku cinta padamu
MALAYALAMyenikku ninne estamaanu
MALGACHEtiako ianao / tia anao aho (plus fort)
MALTAISinhobbok
MANXOISta graih aym ort
MAORIkei te aroha au i a koe
MONGOLБи чамд Ñ…айртай (bi chamd khairtai)
MORÉmam nong-a fo
NAPOLITAINt'ammo
NDEBELEniya ku tanda
NÉERLANDAISik hou van jou
NEPALIma timilai prem garchhu
NORVÉGIENjeg elsker deg
OCCITANt'aimi
OURDOUmein tumse mohabbat karta hoon (locuteur M)
main tumse mohabbat karti hoon (locuteur F)
mujhe tum se pyar heh
OUZBEKseni sevaman
PAPIAMENTOmi ta stima bo
PERSANdustat dâram (formel) / duset dâram (courant)
PICARDej t'a kèr
POLONAISkocham ciÄ™
PORTUGAISeu te amo / amo-te (plus familier)
PROVENÇALt'aimi
PUNJABImein tenu pyar karda han (locuteur M)
mein tenu pyar kardi han (locuteur F)
QUECHUA de CUZCOmunakuyki
RAPA NUIhanga rahi au kia koe
ROMANIkamaù tut
ROUMAINte iubesc
RUSSEЯ тебÑ? люблю (ia tibia lioubliou)
SAMOANou te alofa ia te oe
SANGOmbi yé mô
SARDEdeo t’amo (logudorois) / deu t’amu (campidanois)
SAVOYARDjhe t'âmo
SERBEvolim te
SHONAndinokuda
SINDHImoon khay tu saan piyar aahay
SLOVAQUEľúbim ťa / milujem ťa
SLOVÈNEljubim te / rad te imam (locuteur M) / rada te imam (locuteur F)
SOBOTAvolim te (courant) / se te volime (littéraire)
SOMALIwaan ku jecelahay
SONINKÉna moula
SOUSSOUira fan ma
SUÉDOISjag älskar dig
SWAHILInakupenda
TAGALOGmahal kita
TAHITIENua here vau ia oe
TAJIKIjigarata bihrum duhtari hola (homme > femme)
tra lav dorum (femme > homme)
TAMOULnaan ounnai kadali-karen
TATARmin sine yaratam
TCHÈQUEmiluji tÄ›
TELUGUnenu ninnu premisthunnanu
THAIผมรั�คุณ (phom rak khun) - locuteur M
ฉันรั�คุณ (chan rak khun) - locuteur F
TIBÉTAINna kirinla gaguidou
TURCseni seviyorum
TURKMÈNEseni söýärin
UDMURTmon tone jaratiśko
UKRAINIENЯ тебе кохаю (ia tebe kohaiu)
VÉNÈTEt'amo
VIETNAMIENanh yêu em (homme > femme)
em yêu anh (femme > homme)
WALLON (orthographe à betchfessîs)dji vs voe voltî
WOLOFnob nala
YIDDISHich hob dir lib

Tononkalo mahalasa saina kely

tuttifruti | 19 Martsa, 2006 04:43

 


NOHO

 

Noho ireo tsy mahita izay hatokona isan'andro,
Mandry fotsy amin'ny alina, tsy mihinana ny antoandro,
Noho ireo izay tsy mahazo fanafody raha marary,
Ary ireo izay ratsy lamba, rovitra tsizarizary.

Noho ilay reny mai-maso, tsy mahalatsaka tomany,
Manirina ilay menavava vao teraka dia hody tany,
Sy ito ray mangasihasy mitondra tanam-polo mody ;
Noho ilay Rafotsibe boribory toy ny atody.

Noho Ikoto tsy mba afaka nandeha nianatra an-tsekoly
Fa voatery miandry omby, manampy an-drainy izay mpamboly,
Noho Ikala vanton-jaza noterena hanambady
Hanamaivana ny adidin'ny ankohona-mafy ady.

Noho ilay boay kely voatery handao ireo mpiara-monina
Satria alefa hikarama sitrany mba tsy velomina,
Noho Ibozy an-dranomaso tsy mahazo kilalao
Amin'ny andro asaramanitra satria ny ray tsy misy atao.

Noho ilay zaza nogadraina fa nangalatra raha noana,
Noteren'ny tsy fisiana ka nanaonao foana,
Noho ireo tojo ady mafy dia mivarotra ny an-tanana,
Ararotin'ny mpanefo hangoronana fananana.

Noho ireo rehetra ireo sy ny hafa tsy voatonona
No tsy aneken'ny eritreritro hipetrapetraka hionona
Fa tsy maintsy mba miatrika ny anjara fitolomako,
Ho azy rehetra rehetra ireo no ataoko antom-pahavelomako.

Fara Mananjandry
Mayotte - 17 aogositra 2002

ahahahaha 1

tuttifruti | 16 Martsa, 2006 09:03

Very teny ambony helikoptera

Nisy lehilahy iray nitaingina helikoptera ary nisidina teo ambonin-na
tanin-katsaka midadasika ary nahatsiaro very izy dia nitady olona
hanontaniana. Nahita rangahy iray izy teny an-tanety ary nanontany:

- Hono aho rangahy tena very aho fa mba azonao lazaina ve aiza ho
aiza no misy aho izao?

Tsy taitra ranamana teny an-tanety namaly hoe:

- Ao anatin'ny helikoptera no misy anao.

Lasa ilay rangahy nisidina kanjo tsy naharitra fa niverina indray
nanontany an'ilay olona tety an-tanety hoe:

- Hono aho rangahy ity fa mpanao fizika teorika angaha ny asanao?

- Eny hoy ilay ranamana teny an-tanety fa ahoana kosa no
nahafantaranao izany?

- Tsy izany mantsy hoy ilay rangahy tao anaty helikoptera fa ny
zavatra nolazainao dia tena marina dia marina tokoa saingy tsy
misy ilana azy na dia kely aza.

 

Misy mangalatra ny lovia fihinanako

Tonga vahiny ireto mpianaka i Kotokely sy ny dadany, manana
alika kely volosina fotsy le be kiakiaka ireny rizareo. Efa
atoandro be ihany vao tonga ny vahiny iray fa tsy nampoizina hoe
hijanona hisakafo atoandro. Tsy teo moa ramatoa vadiny ka kamo
i dada ny hanasa lovia no sady efa sorena rahateo an'ity vahiny
tonga tsy mampilaza.

Nony nanomboka nisakafo rizareo dia nivovo: waouh!! waouh!!
tsy akijanona any amin'ny vahiny ilay alika. Tsy naharitra
ilay vahiny fa nanotany hoe:

- fa maninona no mivovo aty amiko foana ity alikanareo ity e!
izaho angaha fantany ?

- tsy fantatro izay nahazo azy io hoy i dadan'i Kotokely.

Tsy naharitra anefa i Kotokely ka niteny hoe:

- ka lovia fihinanany ange io ihinananao vary io e!
ka izay no mahatezitra azy io!!

Ry adalana

tuttifruti | 16 Martsa, 2006 08:34

Maro amitsika no efa nahavita adalana teto amin'ity fiainana mandalo ity! Tsy ny tanora ihany anefa no manao izany, fa na dia ireo efa zokiny be aza dia mbola "misary adala" foana!

Ao anatin'izany adalana izany indrindra mantsy no tena ahitana ny fiainana! Zaho akory tsy manentana atsika anao izany an!

Ao ohatra ny fisotrosotroina, na ny fifohana, na ireo ditra maro isan-karazany! Iza tamitsika moa no tsy nanao an'ireny?

Za manokana aloha dia tantaraiko ny mbo ditrako kely nataoko tamin'izany fotoana zany!

Fanaonay moa isan-taona ny maka rivotra any Ambila Lemaitso. Ary fotoana maharitraritra mihitsy no hijanonanay any! Mandeha aloha ny roa andro voalohany, mbola tsy mivoaka raditra, mbola tsisy demony mangitikitika!

Tonga amin'izay ny andro fahatelo! Manomboka mahazo namana!Dia raikitra amin'izay ny feu de camp isak'alina isak'alina! Izahay moa, sendra an'izay  ray aman-dreny mahafinaritra sy mahatoky ny zanany dia, navelany nivoaka izahay. Moa ny zokiko lahy ihany koa nanaraka anay!

Ny zavatra tsara ihany koa nandritra io fotoana io dia tsy mbo nisy ny gafigafy, satria tsy nisy nisotrosotro!

Sendra an'ny oram-be nefa izahay indray alina izay, ka tena kotsa! Tsy nisy na elo iray aza! Ny trano mbola lavitra ihany! Ataoko hoe eo @ gare an'ny soarano k atrany ankadifotsy!!!

Nahafinaritra tokoa rey olona tamin'izany! Nahalala zava-baovao, fa indrindrindrindra, nahita namana vaovao!

Zay ry reto a! Manaraka indray manao bebe e!

1 2 3  Manaraka»
 
Powered by LifeType - Design by BalearWeb